|
|
|
|

Teny iditra1 avaratra andrefana
Singan-teny  2avaratra, 3andrefana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana. [1.1]
Ohatra  6 Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry [2.5#137]
7 Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366#8]
Voambolana  8 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12